John 8:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no manambara ny tenako, ary ny Ray izay naniraka Ahy dia manambara Ahy koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izaho sady manambara ny Tenako no ambaran’ny Ray izay naniraka Ahy koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho dia vavolombelona manambara ny tenako, ary ny Ray Izay naniraka Ahy dia mijoro ho vavolombelona manambara Ahy koa.
Malagasy Bible 1865
Izaho no manambara ny tenako, ary ny Ray Izay naniraka Ahy dia manambara Ahy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no manambara ny tenako, ary ny Ray izay naniraka Ahy dia manambara Ahy koa.
malagasy
Izaho no manambara ny tenako, ary ny Ray Izay naniraka Ahy dia manambara Ahy koa.