John 8:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao maraina dia nankao amin’ny tempoly indray Jesosy, ary satria ny vahoaka rehetra nanatona Azy dia nipetraka Izy ka nampianatra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nony maraina koa vao niverina tany an-Tempoly Izy, ka nanatona Azy ny vahoaka rehetra, dia nipetraka nampianatra azy ireo Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso maraina be, dia niverina tao an- kianjan’ny tempoly Izy; ary nanatona Azy ny vahoaka rehetra, ka nipetraka Izy nampianatra azy ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina koa dia nankeo an-kianjan'ny tempoly indray Jesosy, ary ny vahoaka rehetra nanatona Azy, dia nipetraka Izy ka nampianatra azy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vao maraina dia nankao amin’ny tempoly indray Jesosy, ary satria ny vahoaka rehetra nanatona Azy dia nipetraka Izy ka nampianatra azy.
malagasy
[Ary nony maraina koa dia nankeo an-kianjan'ny tempoly indray Jesosy, ary ny vahoaka rehetra nanatona Azy, dia nipetraka Izy ka nampianatra azy]