John 8:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo akaikin’ny fandatsahan-drakitra izany teny izany no nolazain’i Jesosy, raha nampianatra tao amin’ny tempoly Izy; ary tsy nisy olona nisambotra Azy satria tsy mbola tonga ny fotoanandrony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo amin’ny fandatsahan-drakitra no nilazan’i Jesoa an’izany, raha nampianatra tao amin’ny tempoly Izy; nefa tsy nisy nisambotra Azy, satria tsy mbola tonga ny fotoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ireo teny ireo dia nolazain’i Jesoa teo akaikin’ny fandatsahan-drakitra, fony Izy nampianatra teo an- kianjan’ny tempoly; ary tsy nisy olona nisambotra Azy, satria tsy mbola tonga ny fotoanandrony.
Malagasy Bible 1865
Izany teny izany no nolazain'i Jesosy teo akaikin'ny fandatsahan-drakitra, raha nampianatra teo an-kianjan'ny tempoly Izy; ary tsy nisy olona nisambotra Azy, satria tsy mbola tonga ny fotoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo akaikin’ny fandatsahan-drakitra izany teny izany no nolazain’i Jesosy, raha nampianatra tao amin’ny tempoly Izy; ary tsy nisy olona nisambotra Azy satria tsy mbola tonga ny fotoanandrony.
malagasy
Izany teny izany no nolazain'i Jesosy teo akaikin'ny fandatsahan-drakitra, raha nampianatra teo an-kianjan'ny tempoly Izy; ary tsy nisy olona nisambotra Azy, satria tsy mbola tonga ny fotoany.