John 8:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy indray Jesosy taminy: Handeha Aho ka hitady Ahy ianareo, ary ho faty amin’ny fahotanareo ianareo; izay halehako dia tsy ho azonareo aleha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy indray i Jesoa tamin’izy ireo: «Handeha Aho ka hitady Ahy ianareo, ary ho faty amin’ny fahotanareo. Izay alehako tsy azonareo aleha.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Jesoa tamin’ny vahoaka: –Handeha Aho ka hotadiavinareo, saingy ho faty amin’ny fahotanareo ianareo; izay alehako tsy azonareo aleha.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy indray Jesosy taminy: Handeha Aho, ary hitady Ahy ianareo, ary ho faty amin'ny fahotanareo; izay alehako tsy azonareo haleha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy indray Jesosy taminy: Handeha Aho ka hitady Ahy ianareo, ary ho faty amin’ny fahotanareo ianareo; izay halehako dia tsy ho azonareo aleha.
malagasy
Ary hoy indray Jesosy taminy: Handeha Aho, ary hitady Ahy ianareo, ary ho faty amin'ny fahotanareo; izay alehako tsy azonareo haleha.