John 8:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny Jiosy: Hamono tena va Izy no milaza hoe: Izay alehako dia tsy azonareo aleha?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny Jody: «Hamono tena angaha Izy no manao hoe: ‹Izay alehako tsy azonareo aleha?› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny Jiosy: –Hamono tena angaha Izy no manao hoe: «Izay alehako tsy azonareo aleha»?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny Jiosy: Hamono tena va Izy, no manao hoe: Izay alehako tsy azonareo haleha?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny Jiosy*: Hamono tena va Izy no milaza hoe: Izay alehako dia tsy azonareo aleha?
malagasy
Dia hoy ny Jiosy: Hamono tena va Izy, no manao hoe: Izay alehako tsy azonareo haleha?