John 8:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy taminy: Ianareo dia avy atỳ ambany; Izaho avy any ambony; ianareo dia avy amin’izao tontolo izao; Izaho tsy mba avy amin’izao tontolo izao;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Izy tamin’izy ireo: «Ianareo avy etỳ an-tany, Izaho avy any an-danitra; ianareo olon’izao tontolo izao; Izaho tsy mba olon’izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Ianareo dia avy etỳ an-tany; Izaho kosa avy any an-danitra. Ianareo dia avy amin’ izao tontolo izao; Izaho kosa tsy mba avy amin’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy taminy; Hianareo avy atỳ ambany; Izaho avy any ambony; ianareo avy amin'izao tontolo izao; Izaho tsy mba avy amin'izao tontolo izao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy taminy: Ianareo dia avy atỳ ambany; Izaho avy any ambony; ianareo dia avy amin’izao tontolo izao; Izaho tsy mba avy amin’izao tontolo izao;
malagasy
Fa hoy Izy taminy; Hianareo avy atỳ ambany; Izaho avy any ambony; ianareo avy amin'izao tontolo izao; Izaho tsy mba avy amin'izao tontolo izao;