John 8:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa izany no nilazako taminareo fa ho faty amin’ny fahotanareo ianareo; satria raha tsy mino ianareo fa Izaho no Izy dia ho faty amin’ny fahotanareo ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nilazako taminareo fa ho faty amin’ny fahotanareo ianareo; satria raha tsy mino ianareo fa Izaho no Izy, dia ho faty amin’ny fahotanareo ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izany no nilazako taminareo hoe: «Ho faty amin’ny fahotanareo ianareo»; satria raha tsy inoanareo fa «Izaho no Ilay hatrizay ka ho mandrakizay », dia ho faty amin’ny fahotanareo ianareo!
Malagasy Bible 1865
koa izany no nilazako taminareo fa ho faty amin'ny fahotanareo ianareo; fa raha tsy mino ianareo fa Izaho no Izy, dia ho faty amin'ny fahotanareo ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa izany no nilazako taminareo fa ho faty amin’ny fahotanareo ianareo; satria raha tsy mino ianareo fa Izaho no Izy dia ho faty amin’ny fahotanareo ianareo.
malagasy
koa izany no nilazako taminareo fa ho faty amin'ny fahotanareo ianareo; fa raha tsy mino ianareo fa Izaho no Izy, dia ho faty amin'ny fahotanareo ianareo.