John 8:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ireo taminy: Iza moa Ianao? Hoy Jesosy tamin’izy ireo: Ilay nolazaiko taminareo hatramin’ny voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ry zareo taminy: «Iza moa Ianao?» ka hoy ny navalin’i Jesoa azy: «Izay lazaiko aminareo indrindra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ireo taminy: –Iza moa Ianao? Ka novalian’i Jesoa hoe: –Ilay lazaiko aminareo indrindra!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ireo taminy: Iza moa Hianao? Hoy Jesosy taminy: Ilay nolazaiko taminareo hatramin'ny voalohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ireo taminy: Iza moa Ianao? Hoy Jesosy tamin’izy ireo: Ilay nolazaiko taminareo hatramin’ny voalohany.
malagasy
Dia hoy ireo taminy: Iza moa Hianao? Hoy Jesosy taminy: Ilay nolazaiko taminareo hatramin'ny voalohany. [Na: Ilay lazaiko aminareo indrindra]