John 8:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manana zavatra maro hilazana sy hitsarana anareo Aho satria marina izay naniraka Ahy; ary izay zavatra reko Taminy no lazaiko amin’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manana zavatra maro hilazana sy hitsarana anareo Aho; fa marina ilay naniraka Ahy, ary izay efa reko taminy no lazaiko amin’izao tontolo izao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manana zavatra maro hilazana sy hitsarana ny aminareo Aho; fa azo antoka Ilay naniraka Ahy, ary izay zavatra efa reko taminy no lazaiko amin’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Manana zavatra maro hilazana sy hitsarana anareo Aho, satria marina Izay naniraka Ahy; ary izay zavatra efa reko taminy no lazaiko amin'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manana zavatra maro hilazana sy hitsarana anareo Aho satria marina izay naniraka Ahy; ary izay zavatra reko Taminy no lazaiko amin’izao tontolo izao.
malagasy
Manana zavatra maro hilazana sy hitsarana anareo Aho, satria marina Izay naniraka Ahy; ary izay zavatra efa reko taminy no lazaiko amin'izao tontolo izao.