John 8:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy fantany fa ny Ray no nolazainy taminy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy nahalala izy ireo fa ny Ray no nolazainy taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy tsy fantatr’ireo fa ny Ray no voalazany taminy.
Malagasy Bible 1865
Tsy fantany fa ny Ray no nolazainy taminy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy fantany fa ny Ray no nolazainy taminy,
malagasy
Tsy fantany fa ny Ray no nolazainy taminy,