John 8:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa hoy Jesosy: Rehefa asandratrareo ny Zanak’Olona dia ho fantatrareo fa Izaho no Izy, ary tsy manao na inona na inona amin’ny fahefan’ny tenako Aho, fa araka ny nampianarin’ny Raiko Ahy no ilazako izany zavatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy i Jesoa taminy: «Rehefa voasandratrareo ny Zanak’olona vao ho fantatrareo fa Izaho no Izy, sady tsy manao na inona na inona ho Ahy Aho, fa izay nampianarin’ny Ray Ahy no lazaiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa taminy: –Rehefa voasandratrareo ny Zanak’olona, dia ho fantatrareo fa «Izaho no Ilay hatrizay ka ho mandrakizay»; sady tsy manao na inona na inona avy amin’ny tenako aho, fa izay nampianarin’ny Ray Ahy no lazaiko.
Malagasy Bible 1865
ka dia hoy Jesosy: Rehefa asandratrareo ny Zanak'olona, dia ho fantatrareo fa Izaho no Izy, ary tsy manao na inona na inona ho Ahy Aho, fa araka ny nampianarin'ny Raiko Ahy no ilazako izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa hoy Jesosy: Rehefa asandratrareo ny Zanak’Olona* dia ho fantatrareo fa Izaho no Izy, ary tsy manao na inona na inona amin’ny fahefan’ny tenako Aho, fa araka ny nampianarin’ny Raiko Ahy no ilazako izany zavatra izany.
malagasy
ka dia hoy Jesosy: Rehefa asandratrareo ny Zanak'olona, dia ho fantatrareo fa Izaho no Izy, ary tsy manao na inona na inona ho Ahy Aho, fa araka ny nampianarin'ny Raiko Ahy no ilazako izany zavatra izany.