John 8:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay naniraka Ahy dia eto Amiko; tsy nandao Ahy ho irery Izy satria Izaho manao izay sitrany mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Izay naniraka Ahy dia eto amiko, fa tsy navelany ho irery Aho, satria manao izay tiany mandrakariva.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary Ilay naniraka Ahy dia miaraka amiko; fa tsy avelany ho irery Aho, satria manao izay mahafaly Azy lalandava!
Malagasy Bible 1865
Ary izay naniraka Ahy dia eto amiko; tsy nandao Ahy ho irery Izy, satria Izaho manao izay sitrany mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay naniraka Ahy dia eto Amiko; tsy nandao Ahy ho irery Izy satria Izaho manao izay sitrany mandrakariva.
malagasy
Ary izay naniraka Ahy dia eto amiko; tsy nandao Ahy ho irery Izy, satria Izaho manao izay sitrany mandrakariva.