John 8:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy vehivavy iray, tratra nijangajanga, noentin’ny mpanoradalàna sy ny Fariseo; ary rehefa avy napetrany teo afovoany izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy vehivavy anankiray azo nijangajanga nentin’ny mpanora-dalàna sy ny Farisianina, ka narosony teo afovoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy kosa vehivavy anankiray, azo nanitsakitsa-bady. Nentin’ny mpahay lalàna sy ny Farisianina ravehivavy, ka narosony teo anoloan’ny olona;
Malagasy Bible 1865
Ary nisy vehivavy anankiray azo nijangajanga nentin'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo; ary rehefa napetrany teo afovoany izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy vehivavy iray, tratra nijangajanga, noentin’ny mpanoradalàna sy ny Fariseo*; ary rehefa avy napetrany teo afovoany izy
malagasy
[Ary nisy vehivavy anankiray azo nijangajanga nentin'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo; ary rehefa napetrany teo afovoany izy,]