John 8:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nilaza izany teny izany Jesosy dia maro no nino Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’Izy niteny izany, dia maro no nino Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’i Jesoa niteny izany, dia maro no nino Azy.
Malagasy Bible 1865
Raha nanao izany teny izany Jesosy, dia maro no nino Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nilaza izany teny izany Jesosy dia maro no nino Azy.
malagasy
Raha nanao izany teny izany Jesosy, dia maro no nino Azy.