John 8:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy tamin’ny Jiosy izay nino Azy: Raha maharitra amin’ny teniko ianareo dia ho mpianatro tokoa;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa hoy i Jesoa tamin’ireo Jody nino Azy: «Raha mahatana ny teniko ianareo dia ho mpianatro tokoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa tamin’ireo Jiosy nino Azy: –Raha maharitra mitana ny teniko ianareo, dia ho mpianatro tokoa;
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy tamin'ny Jiosy izay nino Azy: Raha maharitra amin'ny teniko ianareo, dia ho mpianatro tokoa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy tamin’ny Jiosy* izay nino Azy: Raha maharitra amin’ny teniko ianareo dia ho mpianatro tokoa;
malagasy
Dia hoy Jesosy tamin'ny Jiosy izay nino Azy: Raha maharitra amin'ny teniko ianareo, dia ho mpianatro tokoa;