John 8:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa ho fantatrareo ny marina ary ny marina no hanafaka anareo tsy ho andevo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady ho fantatrareo ny marina, ary ny marina no haha-olona afaka anareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady ho fantatrareo ny marina, ary ny marina no hanafaka anareo!
Malagasy Bible 1865
ka ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa ho fantatrareo ny marina ary ny marina no hanafaka anareo tsy ho andevo.
malagasy
ka ho fantatrareo ny marina, ary ny marina hahafaka anareo tsy ho andevo.