John 8:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo dia namaly Azy hoe: Taranak’i Abrahama izahay fa tsy mba andevon’olona hatrizay ela izay; koa nahoana no ataonao hoe: Ho afaka ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’izy ireo Azy: «Taranak’i Abrahama izahay, ary tsy mba nandevozin’olona na oviana na oviana, ka ahoana no ilazanao hoe: ‹Ho olona afaka ianareo?› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’ireo hoe: –Taranak’i Abrahama izahay ary tsy mba nandevozin’olona na oviana na oviana; ka ahoana no ataonao hoe: Ho afaka ianareo?
Malagasy Bible 1865
Ary ireo dia namaly Azy ka nanao hoe: Taranak'i Abrahama izahay, fa tsy mba andevon'olona hatrizay ela izay; koa nahoana no ataonao hoe: Ho afaka ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo dia namaly Azy hoe: Taranak’i Abrahama izahay fa tsy mba andevon’olona hatrizay ela izay; koa nahoana no ataonao hoe: Ho afaka ianareo?
malagasy
Ary ireo dia namaly Azy ka nanao hoe: Taranak'i Abrahama izahay, fa tsy mba andevon'olona hatrizay ela izay; koa nahoana no ataonao hoe: Ho afaka ianareo?