John 8:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy hoe: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay rehetra manota dia andevon’ny ota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa taminy: «Lazaiko marina dia marina aminareo fa izay manota dia andevon’ny ota;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Lazaiko marina dia marina aminareo fa izay rehetra manao fahotana dia andevozin’ny fahotana.
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly azy hoe: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay rehetra manota dia andevon'ny ota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy hoe: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay rehetra manota dia andevon’ny ota.
malagasy
Jesosy namaly azy hoe: Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa izay rehetra manota dia andevon'ny ota.