John 8:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny andevo dia tsy mitoetra ao an-trano mandrakariva; fa ny zanaka no mitoetra ao mandrakariva.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny mpanompo tsy mitoetra ao an-trano mandrakariva, fa ny zanaka no mitoetra ao mandrakariva.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hijanona ao an-trano lalandava ny mpanompo, fa ny zanaka no mijanona ao lalandava.
Malagasy Bible 1865
Fa ny andevo tsy mitoetra ao an-trano mandrakariva; fa ny zanaka no mitoetra mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny andevo dia tsy mitoetra ao an-trano mandrakariva; fa ny zanaka no mitoetra ao mandrakariva.
malagasy
Fa ny andevo tsy mitoetra ao an-trano mandrakariva; fa ny zanaka no mitoetra mandrakariva.