John 8:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fantatro ihany fa taranak’i Abrahama ianareo nefa mitady hamono Ahy satria tsy mitombo ao anatinareo ny teniko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro ihany fa taranak’i Abrahama ianareo, nefa mitady hamono Ahy ianareo, satria tsy tafalatsaka ao am-ponareo ny teniko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatro fa taranak’i Abrahama ianareo, kanefa mitady hamono Ahy satria tsy tafalatsaka ao anatinareo ny teniko.
Malagasy Bible 1865
Fantatro ihany fa taranak'i Abrahama ianareo, nefa mitady hamono Ahy, satria ny teniko tsy mitombo ao anatinareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fantatro ihany fa taranak’i Abrahama ianareo nefa mitady hamono Ahy satria tsy mitombo ao anatinareo ny teniko.
malagasy
Fantatro ihany fa taranak'i Abrahama ianareo, nefa mitady hamono Ahy, satria ny teniko tsy mitombo ao anatinareo.