John 8:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay efa hitako tamin’ny Ray no lazaiko, ary ianareo kosa dia manao izay renareo tamin’ny rainareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho milaza izay hitako eo amin’ny Raiko, ary ianareo kosa manao izay renareo ao amin’ny rainareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho izay milaza izay efa hitako teo amin’ny Raiko; ianareo kosa manao izay efa renareo tamin’ny rainareo!
Malagasy Bible 1865
Izay efa hitako tamin'ny Ray no lazaiko, ary ianareo kosa manao izay renareo tamin'ny rainareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay efa hitako tamin’ny Ray no lazaiko, ary ianareo kosa dia manao izay renareo tamin’ny rainareo.
malagasy
Izay efa hitako tamin'ny Ray no lazaiko, ary ianareo kosa manao izay renareo tamin'ny rainareo.