John 8:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ireo hoe: I Abrahama no rainay. Hoy Jesosy taminy: Raha zanak’i Abrahama ianareo dia ny asan’i Abrahama no hataonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly ireo ka nanao taminy hoe: «I Abrahama no rainay.» Fa i hoy i Jesoa taminy: «Raha zanak’i Abrahama ianareo, dia hanao ny asan’i Abrahama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamin’i Jesoa ry zareo nanao hoe: –I Abrahama no rainay! Fa hoy i Jesoa taminy: –Raha tena zanak’i Abrahama ianareo, dia ho nanao ireo asan’i Abrahama.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ireo ka nanao taminy hoe: Abrahama no rainay. Hoy Jesosy taminy: Raha zanak'i Abrahama ianareo, dia ny asan'i Abrahama no hataonareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ireo hoe: I Abrahama no rainay. Hoy Jesosy taminy: Raha zanak’i Abrahama ianareo dia ny asan’i Abrahama no hataonareo.
malagasy
Dia namaly ireo ka nanao taminy hoe: Abrahama no rainay. Hoy Jesosy taminy: Raha zanak'i Abrahama ianareo, dia ny asan'i Abrahama no hataonareo.