John 8:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hoy ireo Taminy: Mpampianatra ô, ity vehivavy ity dia tratra nijangajanga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy tamin’i Jesoa. «Ry Mpampianatra, azo nijangajanga ity vehivavy ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hoy ry zareo tamin’i Jesoa; –Mpampianatra ô, azo nanitsakitsa-bady ity vehivavy ity.
Malagasy Bible 1865
dia hoy ireo taminy: Mpampianatra ô, ity vehivavy ity azo olan-tanana nijangajanga
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hoy ireo Taminy: Mpampianatra ô, ity vehivavy ity dia tratra nijangajanga.
malagasy
[dia hoy ireo taminy: Mpampianatra ô, ity vehivavy ity azo olan-tanana nijangajanga]