John 8:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ianareo dia manao ny asan’ny rainareo. Hoy ireo taminy: Tsy mba teraka avy tamin’ny fijangajangana izahay; iray ihany ny Rainay dia Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny asan’ny rainareo no ataonareo!.» Dia hoy ireo taminy: «Tsy mba teraka tamin’ny fijangajangana izahay, ka iray ihany ny rainay, dia Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ianareo kosa dia ny asan’ny rainareo no ataonareo. Dia hoy ireo taminy: –Tsy zaza sary izahay no nateraka; tokana ihany ny rainay, dia Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Hianareo manao ny asan'ny rainareo. Hoy ireo taminy: Tsy mba teraka avy tamin'ny fijangajangana izahay; iray Ray izahay, dia Andriamanitra ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ianareo dia manao ny asan’ny rainareo. Hoy ireo taminy: Tsy mba teraka avy tamin’ny fijangajangana izahay; iray ihany ny Rainay dia Andriamanitra.
malagasy
Hianareo manao ny asan'ny rainareo. Hoy ireo taminy: Tsy mba teraka avy tamin'ny fijangajangana izahay; iray Ray izahay, dia Andriamanitra ihany.