John 8:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no tsy azonareo ny teniko? Satria tsy afaka mihaino ny teniko ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ahoana àry no tsy fantatrareo ny fiteniko? Satria tsy mahay mihaino ny teniko ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana no tsy ahazoanareo ny fiteniko? Satria tsy mahay mihaino ny teniko ianareo.
Malagasy Bible 1865
Nahoana no tsy azonareo ny teniko? satria tsy mahay mihaino ny teniko ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no tsy azonareo ny teniko? Satria tsy afaka mihaino ny teniko ianareo.
malagasy
Nahoana no tsy azonareo ny teniko? satria tsy mahay mihaino ny teniko ianareo.