John 8:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa satria milaza ny marina Aho dia tsy inoanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Izaho kosa satria milaza ny marina Aho, dia tsy mino Ahy ianareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Izaho kosa tsy inoanareo, satria ny marina no lazaiko.
Malagasy Bible 1865
Fa satria milaza ny marina Aho, dia tsy inoanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa satria milaza ny marina Aho dia tsy inoanareo.
malagasy
Fa satria milaza ny marina Aho, dia tsy inoanareo.