John 8:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza aminareo moa no hampiseho Ahy ho nanota? Raha ny marina no lazaiko, nahoana ianareo no tsy mino Ahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza moa aminareo no mahazo milaza marina fa nanota Aho? Raha ny marina no lazaiko, nahoana no tsy mino Ahy ianareo?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza moa aminareo no afaka hanaporofo fa nanota Aho? Raha ny marina no lazaiko, nahoana ianareo no tsy mino Ahy
Malagasy Bible 1865
Iza moa aminareo no mampiseho Ahy ho nanota? Raha ny marina no lazaiko, nahoana ianareo no tsy mino Ahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza aminareo moa no hampiseho Ahy ho nanota? Raha ny marina no lazaiko, nahoana ianareo no tsy mino Ahy?
malagasy
Iza moa aminareo no mampiseho Ahy ho nanota? Raha ny marina no lazaiko, nahoana ianareo no tsy mino Ahy?