John 8:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay avy amin’Andriamanitra dia mihaino ny tenin’Andriamanitra; izany no tsy ihainoanareo satria tsy mba avy amin’Andriamanitra ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay avy amin’Andriamanitra no mihaino ny tenin’Andriamanitra, ka izany indrindra no tsy ihainoanareo, satria tsy avy amin’Andriamanitra ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay avy amin’Andriamanitra no mihaino ny tenin’Andriamanitra; izany no tsy ihainoanareo, satria tsy avy amin’Andriamanitra ianareo!
Malagasy Bible 1865
Izay avy amin'Andriamanitra dia mihaino ny tenin'Andriamanitra; izany no tsy ihainoanareo, satria tsy mba avy amin'Andriamanitra ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay avy amin’Andriamanitra dia mihaino ny tenin’Andriamanitra; izany no tsy ihainoanareo satria tsy mba avy amin’Andriamanitra ianareo.
malagasy
Izay avy amin'Andriamanitra dia mihaino ny tenin'Andriamanitra; izany no tsy ihainoanareo, satria tsy mba avy amin'Andriamanitra ianareo.