John 8:48 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly Azy ny Jiosy hoe: Tsy marina va ny filazanay fa Samaritana ianao sady manana demonia?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namaly ny Jody ka nanao taminy hoe: «Moa tsy marina ny filazanay fa Samaritanina Ianao sady manana demony?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny tamin’i Jesoa ny Jiosy nanao hoe: –Tsy marina ve ny filàzanay fa Samaritanina Ianao sady ondranondranana?
Malagasy Bible 1865
Dia namaly ny Jiosy ka nanao taminy hoe: Tsy marina va ny filazanay fa Samaritana Hianao sady manana demonia?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly Azy ny Jiosy* hoe: Tsy marina va ny filazanay fa Samaritana* ianao sady manana demonia*?
malagasy
Dia namaly ny Jiosy ka nanao taminy hoe: Tsy marina va ny filazanay fa Samaritana Hianao sady manana demonia?