John 8:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy hoe: Tsy manana demonia Aho, fa mankalaza ny Raiko, nefa kosa ianareo dia manala baraka Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navalin’i Jesoa: «Tsy manana demony Aho, fa Izaho manome voninahitra ny Raiko, ary ianareo kosa tsy manaja Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Izaho tsy ondranondranana fa manome haja ny Raiko; fa ianareo kosa tsy manome haja Ahy.
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly hoe: Izaho tsy manana demonia, fa mankalaza ny Raiko, ary ianareo kosa mahafa-boninahitra Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy hoe: Tsy manana demonia Aho, fa mankalaza ny Raiko, nefa kosa ianareo dia manala baraka Ahy.
malagasy
Jesosy namaly hoe: Izaho tsy manana demonia, fa mankalaza ny Raiko, ary ianareo kosa mahafa-boninahitra Ahy.