John 8:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ao amin’ny lalàna, i Mosesy dia nandidy antsika fa hotoraham-bato izay vehivavy manao toy izany (Deo 22.22-24); fa ahoana kosa hoy Ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Môizy ao amin’ny Lalàna dia nandidy antsika hitora-bato ny olona toy izany, fa Ianao kosa mba ahoana, hoy Ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Mosesy, ao amin’ny lalàna, dia nandidy anay hitora-bato ny vehivavy toy izany; fa Ianao kosa mba ahoana?
Malagasy Bible 1865
Ary ao amin'ny lalàna Mosesy dia nandidy antsika fa hotoraham-bato izay vehivavy manao toy izany (Deo. 22. 22-24); fa ahoana kosa hoy Hianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ao amin’ny lalàna, i Mosesy dia nandidy antsika fa hotoraham-bato izay vehivavy manao toy izany (Deo 22.22-24); fa ahoana kosa hoy Ianao?
malagasy
[Ary ao amin'ny lalàna Mosesy dia nandidy antsika fa hotoraham-bato izay vehivavy manao toy izany (Deo. 22. 22-24); fa ahoana kosa hoy Hianao?]