John 8:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izaho tsy mitady ny voninahitro; misy iray mitady sy mitsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho tsy mitady voninahitra ho Ahy, fa ao ny mitady izany sy hitsara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy Izaho tsy mitady ny voninahitro, fa ao Ilay mitady izany ho Ahy sady mitsara ara-drariny.
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho tsy mitady ny voninahitro; misy Iray mitady sy mitsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izaho tsy mitady ny voninahitro; misy iray mitady sy mitsara.
malagasy
Fa Izaho tsy mitady ny voninahitro; misy Iray mitady sy mitsara.