John 8:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny Jiosy Taminy: Fantatray ankehitriny fa manana demonia Ianao. Efa maty i Abrahama sy ny mpaminany; nefa hoy Ianao: Raha misy olona mitandrina ny teniko dia tsy mba hanandrana fahafatesana mandrakizay izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny Jody: «Fantatray amin’izao fa manana demony Ianao; i Abrahama sy ny mpaminany aza maty, fa Ianao kosa manao hoe: ‹Raha misy mitandrina ny teniko, dia tsy hanandrana fahafatesana mandrakizay izy.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny Jiosy taminy: –Fantatray ankehitriny fa ondranondranana Ianao! Efa maty i Abrahama sy ireo mpaminani n’Andriamanitra, fa Ianao kosa milaza hoe: «Raha misy olona mitandrina ny teniko, dia tsy hanandrana fahafatesana izy na oviana na oviana.»
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny Jiosy taminy: Fantatray ankehitriny fa manana demonia Hianao. Efa maty Abrahama sy ny mpaminany; nefa hoy Hianao: Raha misy olona mitandrina ny teniko, dia tsy mba hanandrana fahafatesana izy mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny Jiosy Taminy: Fantatray ankehitriny fa manana demonia Ianao. Efa maty i Abrahama sy ny mpaminany; nefa hoy Ianao: Raha misy olona mitandrina ny teniko dia tsy mba hanandrana fahafatesana mandrakizay izy.
malagasy