John 8:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa Ianao va lehibe noho i Abrahama rainay izay efa maty? Sady efa maty koa ny mpaminany; koa manao Anao ho iza moa Ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Angaha Ianao lehibe noho i Abrahama rainay izay efa maty? Ny mpaminany koa efa maty; manao Anao ho iza re Ianao e?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Angaha Ianao lehibe noho ny rainay, dia i Abrahama izay efa maty? Ny mpaminany koa efa maty, manao Anao ho iza moa Ianao?
Malagasy Bible 1865
Moa Hianao va lehibe noho Abrahama rainay izay efa maty? sady efa maty koa ny mpaminany; manao Anao ho iza moa Hianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa Ianao va lehibe noho i Abrahama rainay izay efa maty? Sady efa maty koa ny mpaminany; koa manao Anao ho iza moa Ianao?
malagasy
Moa Hianao va lehibe noho Abrahama rainay izay efa maty? sady efa maty koa ny mpaminany; manao Anao ho iza moa Hianao?