John 8:54 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia novalin’i Jesosy hoe: Raha mankalaza ny tenako Aho dia tsinontsinona ny voninahitro; ny Raiko, izay ataonareo fa Andriamanitrareo, Izy no mankalaza Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa: «Raha manome voninahi-Tena Aho, dia tsinontsinona ny voninahitro; fa ny Raiko izay ataonareo ho Andriamanitrareo no manome voninahitra Ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Raha manome voninahitra ny tenako Aho, dia tsinontsinona ny voninahitro; ny Raiko, Izay lazainareo fa Andriamanitrareo, no manome voninahitra Ahy!
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly hoe: Raha mankalaza ny tenako Aho, dia tsinontsinona ny lazako; ny Raiko, Izay ataonareo fa Andriamanitrareo, Izy no mankalaza Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia novalin’i Jesosy hoe: Raha mankalaza ny tenako Aho dia tsinontsinona ny voninahitro; ny Raiko, izay ataonareo fa Andriamanitrareo, Izy no mankalaza Ahy.
malagasy
Jesosy namaly hoe: Raha mankalaza ny tenako Aho, dia tsinontsinona ny lazako; ny Raiko, Izay ataonareo fa Andriamanitrareo, Izy no mankalaza Ahy.