John 8:56 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miravoravo i Abrahama rainareo hahita ny androko; ary nahita izy ka faly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nientan-kafaliana i Abrahama rainareo nanantena hahita ny androko; ary nahita izy ka faly.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Heni-karavoana i Abrahama rainareo nanantena hahita ny androko; ary nahita izy ka faly.
Malagasy Bible 1865
Ravoravo Abrahama rainareo hahita ny androko; ary nahita izy ka faly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miravoravo i Abrahama rainareo hahita ny androko; ary nahita izy ka faly.
malagasy
Ravoravo Abrahama rainareo hahita ny androko; ary nahita izy ka faly.