John 8:57 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny Jiosy taminy: Tsy mbola dimampolo taona akory Ianao izao dia ho efa nahita an’i Abrahama va Ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny Jody taminy: «Tsy mbola dimampolo taona akory Ianao, ka dia hoe nahita an’i Abrahama?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny Jiosy taminy: –Tsy mbola dimampolo taona akory Ianao, ka dia hoe nahita Anao i Abrahama?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny Jiosy taminy: Tsy mbola dimam-polo taona akory Hianao, ka dia efa nahita an'i Abrahama va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny Jiosy taminy: Tsy mbola dimampolo taona akory Ianao izao dia ho efa nahita an’i Abrahama va Ianao?
malagasy
Dia hoy ny Jiosy taminy: Tsy mbola dimam-polo taona akory Hianao, ka dia efa nahita an'i Abrahama va?