John 8:58 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Fony tsy mbola ary i Abrahama dia efa Izy Aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Lazaiko marina dia marina aminareo, hoy i Jesoa taminy: Fony mbola tsy àry i Abrahama, dia efa Izaho Aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Jesoa hoe: –Lazaiko marina dia marina aminareo fa tsy mbola ary i Abrahama, dia «Izaho no Ilay hatrizay ka ho mandrakizay »!
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Fony tsy mbola ary Abrahama, dia Izy Aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Fony tsy mbola ary i Abrahama dia efa Izy Aho.
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Fony tsy mbola ary Abrahama, dia Izy Aho.Dia naka vato hitoraka Azy ny olona; fa Jesosy niery ka niala teo an-kianjan'ny tempoly. [Ampio hoe: ary namaky teo afovoan'ny olona ka lasa]