John 8:59 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia naka vato hitorahana Azy ny olona; fa Jesosy niery ka niala tao amin’ny tempoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay naka vato izy ireo hitorahana Azy; fa niery i Jesoa ka nivoaka ny Tempoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia naka vato hitorahana Azy ny olona; fa i Jesoa kosa niery ka lasa nivoaka ny kianjan’ny tempoly.
Malagasy Bible 1865
Dia naka vato hitoraka Azy ny olona; fa Jesosy niery ka niala teo an-kianjan'ny tempoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia naka vato hitorahana Azy ny olona; fa Jesosy niery ka niala tao amin’ny tempoly.
malagasy
Dia naka vato hitoraka Azy ny olona; fa Jesosy niery ka niala teo an-kianjan'ny tempoly. [Ampio hoe: ary namaky teo afovoan'ny olona ka lasa]