John 8:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nolazainy hakany fanahy Azy mba hahazoany antony hiampangana Azy. Fa Jesosy niondrika ka nanoratra teo amin’ny tany tamin’ny rantsantanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy no nanao izany dia ny hakany fanahy Azy, mba hisy hiampangany Azy. Fa i Jesoa kosa niondrika dia nanoratra tamin’ny rantsan-tanany teo amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nolazain’ireo izany hamandrihana Azy, mba hisy hiampangany Azy. Fa i Jesoa kosa niondrika, dia nanoratsoratra teo amin’ny tany tamin’ny rantsan-tanany.
Malagasy Bible 1865
Izany no nolazainy hakany fanahy Azy, mba hahazoany izay hiampangany Azy. Fa Jesosy niondrika ka nanoratra teo amin'ny tany tamin'ny rantsan-tànany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nolazainy hakany fanahy Azy mba hahazoany antony hiampangana Azy. Fa Jesosy niondrika ka nanoratra teo amin’ny tany tamin’ny rantsantanany.
malagasy
[Izany no nolazainy hakany fanahy Azy, mba hahazoany izay hiampangany Azy. Fa Jesosy niondrika ka nanoratra teo amin'ny tany tamin'ny rantsan-tànany]