John 8:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha nitohy nanontany Azy ry zareo dia nitraka Izy ka niteny taminy hoe: Izay tsy nanota aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zareo amin’izany tsy nitsahatra, fa mbola nanontany Azy ihany, ka nitraka Izy dia nanao taminy hoe: «Izay tsy manam-pahotana aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry zareo amin’izany mbola manontany Azy ihany; ka nitraka Izy ary niteny tamin’ireo hoe: –Izay tsy manam-pahotana aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany!
Malagasy Bible 1865
Ary raha naharitra nanontany Azy ireo, dia nitraka Izy ka nanao taminy hoe: Izay tsy nanota eo aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha nitohy nanontany Azy ry zareo dia nitraka Izy ka niteny taminy hoe: Izay tsy nanota aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany.
malagasy
[Ary raha naharitra nanontany Azy ireo, dia nitraka Izy ka nanao taminy hoe: Izay tsy nanota eo aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany]