John 8:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niondrika indray Izy ka nanoratra teo amin’ny tany tamin’ny rantsantanany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niondrika indray Izy ka nanoratra teo amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niondrika indray i Jesoa, ka nanoratsoratra teo amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Dia niondrika indray Izy ka nanoratra teo amin'ny tany tamin'ny rantsan-tànany
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niondrika indray Izy ka nanoratra teo amin’ny tany tamin’ny rantsantanany.
malagasy
[Dia niondrika indray Izy ka nanoratra teo amin'ny tany tamin'ny rantsan-tànany]