John 8:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandre izany izy ireo dia niala tsirairay, hatramin’ny zokinjokiny ka hatramin’ny zandrinjandriny; ary Jesosy sy ilay vehivavy, izay natao teo afovoany, irery no sisa teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ry zareo kosa nony nandre izany, dia nihatakataka tsirairay, ny zokinjokiny no loha làlana, ka i Jesoa irery sisa nijanona sy ilay vehivavy teo afovoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ry zareo kosa, nony nandre izany, dia niala teo tsirairay nanomboka hatramin’ny zokinjokiny; ka i Jesoa irery sisa nijanona sy ilay vehivavy teo anoloan’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandre izany izy, dia nivoaka tsirairay hatramin'ny zokinjokiny ka hatramin'ny zandrinjandriny; ary Jesosy irery ihany no sisa teo sy ilay vehivavy teo
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandre izany izy ireo dia niala tsirairay, hatramin’ny zokinjokiny ka hatramin’ny zandrinjandriny; ary Jesosy sy ilay vehivavy, izay natao teo afovoany, irery no sisa teo.
malagasy
[Ary raha nandre izany izy, dia nivoaka tsirairay hatramin'ny zokinjokiny ka hatramin'ny zandrinjandriny; ary Jesosy irery ihany no sisa teo sy ilay vehivavy teo]