John 9:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandalo toerana iray Jesosy dia nahita lehilahy jamba hatramin’ny nahaterahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nony nandalo i Jesoa, dia nahita lehilahy anankiray izay teraka jamba,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nandalo ry i Jesoa, dia nahita lehilahy jamba hatry ny vao teraka.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandalo Jesosy, dia nahita lehilahy jamba hatry ny fony vao teraka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandalo toerana iray Jesosy dia nahita lehilahy jamba hatramin’ny nahaterahany.
malagasy
Ary raha nandalo Jesosy, dia nahita lehilahy jamba hatry ny fony vao teraka.