John 9:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny olona taminy: Ahoana no nahiratan’ny masonao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ka nanao ahoana, hoy ireo taminy, no nahiratan’ny masonao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny olona taminy: –Fomba ahoana àry no nahiratan’ny masonao?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny olona taminy: Ahoana no nahiratan'ny masonao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny olona taminy: Ahoana no nahiratan’ny masonao?
malagasy
Dia hoy ny olona taminy: Ahoana no nahiratan'ny masonao?