John 9:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy hoe: Ilay lehilahy atao hoe Jesosy no nanao feta, dia nanosotra ny masoko ka niteny tamiko hoe: Mankanesa any Siloama ka sasao ny masonao; dia nandeha aho ka nanasa azy ary nahiratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy: «Ilay lehilahy atao hoe i Jesoa no nanao feta, nahosony ny masoko, dia nanao tamiko hoe: ‹Mandehana manasa ny masonao any amin’ny farihin’i Siloe›, dia lasa aho nanasa, ka nahiratra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novaliany hoe: –Ilay Lehilahy atao hoe Jesoa no nanao feta sy nanosotra ny masoko, dia nanao tamiko hoe: «Ndeha ianao mankany amin’ny dobo Silôà, dia misasà maso.» Koa lasa nankany aho, dia nisasa maso ary nahiratra.
Malagasy Bible 1865
Ary izy namaly ka nanao hoe: Ilay Lehilahy atao hoe Jesosy no nanao feta, dia nanosotra ny masoko ka nanao tamiko hoe: Mankanesa any Siloama, ka sasao ny masonao; koa nandeha aho, dia nanasa azy, ka dia nahiratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy hoe: Ilay lehilahy atao hoe Jesosy no nanao feta, dia nanosotra ny masoko ka niteny tamiko hoe: Mankanesa any Siloama ka sasao ny masonao; dia nandeha aho ka nanasa azy ary nahiratra.
malagasy