John 9:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny olona taminy: Aiza moa izany lehilahy izany? Hoy Ralehilahy: Tsy fantatro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy izy ireo taminy: «Aiza izany Lehilahy izany?» «Asa,» hoy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny olona taminy: –Aiza moa izany Lehilahy izay? Fa novaliany hoe: –Tsy fantatro!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny olona taminy: Aiza moa izany Lehilahy izany? Hoy ralehilahy: Tsy fantatro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny olona taminy: Aiza moa izany lehilahy izany? Hoy Ralehilahy: Tsy fantatro.
malagasy
Ary hoy ny olona taminy: Aiza moa izany Lehilahy izany? Hoy ralehilahy: Tsy fantatro.