John 9:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny tany amin’ny Fariseo ilay jamba taloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny tany amin’ny Farisianina ilay jamba taloha,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’ny olona tany amin’ny Farisianina ilay jamba taloha.
Malagasy Bible 1865
Ary ilay jamba taloha dia nentiny tany amin'ny Fariseo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny tany amin’ny Fariseo* ilay jamba taloha.
malagasy
Ary ilay jamba taloha dia nentiny tany amin'ny Fariseo.