John 9:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary tamin’ny andro Sabata no nanaovan’i Jesosy ny feta sy nampahiratany ny mason-dRalehilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa andro sabata no nanaovan’i Jesoa feta sy nampahiratany ny masony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andro sabata no nanaovan’i Jesoa ny feta sy nampahiratany maso azy;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro Sabata no nanaovan'i Jesosy ny feta sy nampahiratany ny mason-dralehilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary tamin’ny andro Sabata no nanaovan’i Jesosy ny feta sy nampahiratany ny mason-dRalehilahy.
malagasy
Ary tamin'ny andro Sabata no nanaovan'i Jesosy ny feta sy nampahiratany ny mason-dralehilahy.