John 9:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mbola nanontany azy ny amin’izay nahiratan’ny masony koa ny Fariseo. Dia hoy izy taminy: Nasiany feta ny masoko dia nosasako ka nahiratra aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanontany azy indray àry ny Farisianina momba izay nahiratany, ka hoy ny navaliny azy: «Nasiany feta ny masoko, dia nosasako, ka nahiratra aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
koa ireo Farisianina indray no nanontany ilay jamba taloha ny amin’ny fomba nahiratany, ary izao no navaliny: –Nasiany feta ny masoko, dia nisasa maso aho ka nahiratra!
Malagasy Bible 1865
Ary ny Fariseo koa nanontany azy izay nahiratan'ny masony. Dia hoy izy taminy: Nasiany feta ny masoko, dia nosasako, ka nahiratra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mbola nanontany azy ny amin’izay nahiratan’ny masony koa ny Fariseo. Dia hoy izy taminy: Nasiany feta ny masoko dia nosasako ka nahiratra aho.
malagasy
Ary ny Fariseo koa nanontany azy izay nahiratan'ny masony. Dia hoy izy taminy: Nasiany feta ny masoko, dia nosasako, ka nahiratra aho.